Fiaraha-miasa amin’ny Vondrona Eropeana
518 tapitrisa euros no natokan’i Vondrona Eropeana ho an’i Madagasikara hamatsiana ireo tetikasa fampandrosoana PIN (Programme Indicatif National) amin’ny alalan’ny FED (Fonds européen de développement) andiany faha 11. Maro ireo dinik’asa efa natao namolavolana ireo fandaharan’asa sy tetikasa hotanterahina, satria ny taona 2014 ka hatramin’ny 2020 no afahana manokana ny famatsiana ho an’ny fandaharan’asa tsirairay. Fanazavana nomen’ny talen’ny BACE Bruno Maurille Rakotomahefa an’ny TVPlus :