Famatsiana fitaovana fanondrahana madinika ho an’ny kaominina ambanivohitra BERAKETA distrikan’ny Bekily, faritra Androy

Ny volana aogositra 2021 lasa teo, dia natolotry ny Sampana fandrindrana sy fizohiana ny Fandaharanasa AFAFI-Sud (UCS) an’ireo vondron’ny tantsaha mpamokatra ireo fitaovana fanondrahana madinika.
Rano mandeha no trohana hiakatra amin’ny milina mandeha amin’ny herin’ny masoandro ka ahafana mampihena ny fotoana lany sy ny harerahana amin’ny fampiasana arôzoara.
Ireo fitaovana ireo dia ahafahana mampitombo ny velaran-tany voavoly ka ireo mpamboly dia hivondrona mba hametraka tanjona horaketina an-tsoratra izay iarahany manao sonia amin’ny solontenan’ny ONG ACF sy AIM mpanatanteraka ny fandaharanasa eto amin’ny distrikan’ny Betroka sy Bekily, ny Sampana Fandrindrana sy Fizohiana ny AFAFI-Sud (UCS) ary ny fitaleavam-paritry ny fambolena sy ny fiompiana Androy Mpiahy ny asan’ny AFAFI-Sud.
Rafetina ao anaty drafitr’asa izany tanjona izany ka hampianarina hanao kajim-pitantanana izy ireo amin’izay ary hanao tahiry sahady amin’ny fanoloana ny fitaovana any aoriana.
𝐃𝐨𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐊𝐈𝐓𝐒 𝐒𝐌𝐈 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐚 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐮𝐧𝐞 𝐫𝐮𝐫𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐁𝐄𝐑𝐀𝐊𝐄𝐓𝐀, 𝐝𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐜𝐭 𝐝𝐞 𝐁𝐞𝐤𝐢𝐥𝐲, 𝐫𝐞́𝐠𝐢𝐨𝐧 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨𝐲
Au mois d’août 2021, l’Unité de Coordination et de Suivi du Programme AFAFI-Sud (UCS) a mis à la disposition des groupements de producteurs les KITS SMI (Système de Micro Irrigation).
Il s’agit d’un pompage à partir d’un cours d’eau avec un moteur qui fonctionne à l’énergie solaire en vue de diminuer le temps d’arrosage et la fatigue avec l’arrosoir habituel.
Cet équipement va contribuer à l’augmentation des surfaces cultivées. Les bénéficiaires vont s’organiser pour s’engager dans la mise en œuvre d’une convention signée avec le consortium ACF et AIM (Responsable de la mise en œuvre du programme dans les districts de Betroka et Bekily), l’Unité de Coordination et de Suivi (Maître d’ouvrage délégué) et le DRAE Androy (Maître d’œuvre).
Un plan de travail annuel avec un compte d’exploitation sont montés avec l’appui des techniciens du Programme pour éduquer ces bénéficiaires au calcul de rentabilité et d’amortissement.



