Programme d'appui au Financement de l'Agriculture et aux Filières Inclusives dans le Nord de Madagascar (AFAFI-Sud)

Financé à hauteur de 31 500 000 d’euros, la contribution du FED ciblera trois régions dont Androy, Anosy et Atsimo Atsinana.

Le programme AFAFI-Sud s’inscrit dans la continuité des programmes de sécurité alimentaire et nutrition mis en œuvre par l’UE dans le Sud de Madagascar au cours des cinq dernières années (projets ASARA et AINA).

L’objectif principal est de contribuer de façon durable à l’amélioration des conditions de vie et de la sécurité alimentaire et nutritionnelle des populations rurales dans le Sud de Madagascar. Sa conception s’appuie sur les leçons tirées des projets antérieurs et prend en compte les dynamiques et pratiques adaptées au contexte du Sud de Madagascar qui ont été promues.

Actualités


Faritra Atsimo : Hihena ny fahasahiranan’ireo mpanjono

Notanterahina ny 21 Septambra 2021 ny fandraisana tamin’ny fomba ofisialy ireo lakana andrana vita amin’ny hazo fisaka izay natao ho modely hampiroboroboana ny fanjonoana any amin’ny faritra Atsimo : Androy sy Anôsy. Tanjona ny hampitombo ny vola miditra isan-tokantranon’ireo mpanjono sy hiadiana amin’ny tsy fahampian-tsakafo. Hihena ihany koa ny fahasahiranan’ny mpanjono satria tsy voatery manafatra […]

Famatsiana fitaovana fanondrahana madinika ho an’ny kaominina ambanivohitra BERAKETA distrikan’ny Bekily, faritra Androy

Ny volana aogositra 2021 lasa teo, dia natolotry ny Sampana fandrindrana sy fizohiana ny Fandaharanasa AFAFI-Sud (UCS) an’ireo vondron’ny tantsaha mpamokatra ireo fitaovana fanondrahana madinika. Rano mandeha no trohana hiakatra amin’ny milina mandeha amin’ny herin’ny masoandro ka ahafana mampihena ny fotoana lany sy ny harerahana amin’ny fampiasana arôzoara. Ireo fitaovana ireo dia ahafahana mampitombo ny […]

Programme AFAFI-sud – Fandraisana anjara ny AFAFI SUD / UE amin’ny ady amin’ny bibin-tsaonjo mpanimba voly

Nanofana ireo tantsaha mpitarika sy mpisitraka ny fanadaharanasa AFAFI-Sud miisa 60 tao amin’ny kaominina Beraketa, distrikan’ny Bekily ireo teknisiana eo anivon’ny fitaleavam-paritry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono faritra Androy. Notohizana tamin’ny fampiharana avy hatrany ny fiofanana izay natao ka « piège à phéromone » miisa 60 no natolotry ny AFAFI-Sud ho fanampiana […]

AFAFI Sud : Fametrahana ny filan-kevitra Kaominalin’ny vehivavy (CCF)

Natsangana ny filan-kevitra Kaominalin’ny vehivavy (CCF) eny anivon’ny Kaominina 13 ato anatin’ny Distrika ny Vondrozo, Farafangana ary Vangaindrano izay iasan’ny Fandaharanasa Afafi-Sud Tamin’ny alalan’ny fiaraha miasa ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy eto amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana sy ny Fandaharanasa Afafi-sud no nametrahana ireo filan-kevitra Kaominalin’ny Vehivavy ireo(C.C.F), […]

Zanakazo miisa 39000 voavoly tao amin’ny Kaominina Soamanova, Efatsy, Ambohigogo sy Mahatsinjo

Miisa 39000 ireo zanakazo voavoly ato anaty ny Kaominina efatra (Soamanova, Efatsy, Ambohigogo, Mahatsinjo) izay iasan’ny Fandaharanasa AFAFI-Sud eo anivon’ny Distrikan’ ny Vondrozo, Farafangana ary Vangaindrano. Mirefy 40 Ha ny velaran-tany izay voarakotra hazoan’ala, hazo fihinamboa ary ala vadimboly. 1200 ireo olona nandray anjara tamin’ny fambolen-kazo (561 vehivavy, 691 lehilahy) izay notontosaina tamin’ity taom-pambolena 2021 […]

Miroso hatrany ny fananganana ny Drafitra ifitony Fanajariana ny Tany (DIFT) ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ifarantsa, ao anatin’ny Sistrikan’ny Taolagnaro

Notontosaina anio 01 Jiona 2021 ny fandrafetana ny sarin-tany iombonona na “cartographie participative” tao amin’ny Fokontany Fanjahira izay nahazoana fanampim-baovao avy amin’ireo mponina. Loha-hevitra maro samihafa no navoitra tao anatin’ireo sarin-tany ireo : satan’ny fananan-tany, ny rano sy ny fidiovana, ny fahasalamana, ny fanabeazana, ny fanajariana ny tany, ny fitrandrahana ny otrin-karena voajanahary sy ny […]