Actualités

AFAFI-Nord : Fampiroboroboina ny hetsika enti_mandresy ny tsy Fanjarian-tsakafo ao amin’ny faritra SAVA

Amin’izao fotaona izao dia zaza 4 amin’ny 10, latsaky ny 5 taona no mijaly noho ny fahatarana eo amin’ny fitomboany ary 1 amin’ny zaza 5 no tsy ampy lanja. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa AFAFI-Nord, izay mikendry indrindra ny “fanatsarana ny fiahiana sy ny fanjariana ara-tsakafo ary ny fahafahan’ireo tokantrano marefo miatrika izany”, ny hetsika atao […]

Schema d’amenagement communal

Un outil de planification territoriale de référence qui définit la vision des Communes en termes de développement pour un horizon de 15 ans. L’élaboration du Schéma d’Aménagement Communal a commencé pour la Commune Rurale d’Efatsy. A la suite de l’atelier de lancement officiel et la signature de la convention entre le Programme AFAFI Sud, la […]

Champ école paysan

Un espace d’apprentissage participatif et d’échanges de connaissances Le programme AFAFI-Sud a prévu de mettre en place des Champs Écoles Paysans afin de mettre en pratique les paquets techniques innovants promus par le Programme. A savoir que les Champs Écoles Paysans sont des espaces de diffusion des itinéraires techniques améliorés, de discussion et de partage […]

FDA Analamanga : tetikasa miisa 246 no ho vatsiana

Ny session #CROA ny faran’ny volana aprily teo no nanapaka fa tetikasa miisa 𝟮𝟰𝟲 no hahazo tantsoroka avy amin’ny Ministeran’ny Fambolena, Fiompiana ary Jono (MAEP) amin’ny alalan’ny FDA Analamanga. Miisa 𝟲 𝟵𝟳𝟵 ny mpisitraka izany, izay 𝟯 𝟴𝟱𝟯 𝑛𝑜 𝑣𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦. Miisa 222 ireo tetikasa nentin’olon-tokana raha 24 kosa ny nentin’ny Fikambanana. 𝘕𝘺 𝘛𝘦𝘵𝘪𝘬𝘢𝘴𝘢 𝘍𝘈𝘕𝘋𝘙𝘖𝘚𝘖, 𝘪𝘻𝘢𝘺 […]

Fanaingàna offisialy ny FDA sy Tetikasa FANDROSO ao amin’ny Faritra SAVA

Ny 23 aprily 2021 no napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny FDAR SAVA sy ny tetikasa FANDROSO. Ny lanonana dia notanterahana tao amin’ny “Salle des Fêtes et Réception Capricorne” tao Sambava, ary natrehan’ny Governoran’ny faritra, ny Préfet, ny solombavam-bahoakan’ny Madagasikara lany tao amin’ny faritra, ary ny Ben’ny Tanan’ny Sambava. Tsy miova ny tanjon’ny FDA, izay eo […]

Fivoriana Faharoa an’ny Komity mpanara-maso ny programa AFAFI-Sud

Notanterahina ny 21 aprily 2021, tao Fort Dauphin, ny fivoriana faharoa an’ny Komity mpanara-maso ny programa AFAFI-Sud. Nandritra io fotoam-pivoriana io, ny mpikambana ao amin’ny CSO dia nanaiky ny sangan’asan’ny « Micro Périmètres Irrigués » miisa 29 manarona 928ha, ary ny amin’ny fananganana « Points d’eau » miisa 146 . Ny CSO ihany koa dia […]