PROGRAMME AFAFI-Centre : Rencontre entre le chef de district d’Anjozorobe RAFIDISON Fidel et le projet TAFITA

22 Sep 2021

Les visites de courtoisie se poursuivent. Les responsables du Projet TAFITA, projet financé par l’Union européenne dans le cadre du Programme AFAFI Centre, dirigés par le chef de projet Gaby Florent Robert se sont rendus cette fois-ci dans le district d’Anjozorobe pour une rencontre avec le chef de district d’Ankazobe RAFIDISON Fidel le 22 septembre 2021.

Le but de la rencontre étant de présenter le projet en question. Ce fut également une bonne occasion pour mieux programmer la collaboration entre les deux parties. Ce projet consiste plus précisément en un Appui à la sécurisation foncière dont la mise en œuvre s'étend de 2021 à 2025.

Un atelier de lancement officiel du projet TAFITA se tiendra, en outre, prochainement dans le District d’Anjozorobe.


Fihaonana teo amin’ny lehiben’ny distrikan’Anjozorobe  sy ny tetik’asa TAFITA.

Mitohy hatrany ny fitsidihan’ny tetikasa TAFITA am-panajana ireo lehiben’ny distrika, tetikasa izay vatsian’ny Vondrona Eropeana vola amin'ny alalan’ny fandaharanasa AFAFI Centre. Izany dia notarihin’ Andriamatoa Gaby Florent Robert, lehibe an’ny tetikasa. Notanterahina ny 22 septambra 2021 ny fihaonana tamin’Andriamatoa RAFIDISON Fidel lehiben’ny distrikan’Anjozorobe.

Ny tanjon'ny fihaonana dia ny fanolorana ny tetikasa ary famaritana ny fiaraha-miasa tokony hipetraka ho an'ny roa tonta. Fotoana mety tsara handaminana tsara kokoa ny fiaraha-miasa eo amin'ny roa tonta. Amin'ny ankapobeny, ity tetikasa ity dia miompana amin’ny tantsoroka amin’ny fiarovana ny zo fototra ho an’ny Fananantany. Ho tanterahina  manomboka amin’ity taona 2021 ka hatramin'ny taona2025.

Ho tanterahina atoato ny fanomanana atrik’asa ao amin’ny distrikan’ny Anjozorobe izay iarahana amin’ireo tompon’andraikim-panjakana rehetra eny an-toerana, izay fotoana  ihany koa hampafantarana amin’ny fomba ofisialy ny fisian’ny tetik’asa TAFITA ao an-toerana, ary indrindra ho fanamarihana ny fanombohan’ny asa izay ho atao eny anivon’ireo kaominina izay voakasika.