Programme AFAFI-Centre : Rencontre entre la Direction Générale Du Fonds National Foncier et le projet TAFITA

4 Aug 2021

Une rencontre entre les responsables du Projet TAFITA et le Directeur Général du Fonds National Foncier accompagné de son staff a eu lieu ce jour à son siège à Ambodimita. Celle-ci est une occasion de présenter le Projet qui est un projet d’Appui à la Sécurisation Foncière œuvrant pour une durée de quatre ans (2021- 2025), financé par l’Union Européenne dans le cadre du Programme AFAFI Centre.

Le projet est orienté sur quatre (04) axes dont : l’Opération de Certificats Foncières Massives (OCFM), la relance de fiscalité locale, l’Appui à la Gouvernance locale et le mise en place des Schémas d’Aménagement Communaux (SAC) et intervient dans 26 communes et 05 districts dans la région Analamanga et Itasy qui est actuellement en phase de diagnostic et de lancement officiel.

Dans le cadre de la coordination et suivi de la Réforme Foncière, le projet TAFITA collaborera avec la Direction Générale du Fonds National Foncier.

 

 Fihaonana teo amin’ny Foibem-pitantanana ny Tahirim-bola Nasionaly ho an’ny Fananantany sy ny tetikasa TAFITA.

Fihaonana teo amin’ny Foibem-pitantanana ny Tahirim-bola Nasionaly ho an’ny Fananantany sy ny tetikasa TAFITA.

Nanatanteraka fihaonana tamin’ny Tale Jeneralin’ny Tahirim-bola Nasionaly ho an’ny Fananantany sy ny mpiara-miasa aminy tao amin’ny foibeny Ambodimita ny tetikasa TAFITA androany. Fihaonana nahafahana nanolotra ny tetikasa izay miompana amin’ny tantsoroka amin’ny fiarovana ny zo fototra ho an’ny Fananantany, vatsian’ny Vondrona Eropeana vola ary miasa mandritry ny efatra taona (2021-2025) amin'ny alalan’ny AFAFI Centre.

Tetikasa izay miompana amin'ny zoro efatra (04) dia : ny kara-tany faobe, ny fandoavan-ketra eny ifotony, tantsoroka ho amin’ny fitantanana ifotony ary ny fametrahana ny drafi-panajariana kominaly ary miasa eny anivon’ny kaominina enina amby roapolo sy distrika dimy ato anatin’ny faritra Analamanga sy Itasy izay ao anatin’ny famahavahana sy fanombohana ofisialy ankehitriny.

Marihina fa ny tetikasa TAFITA dia hiara-hiasa amin’ny Foibem-pitantanana ny Tahirim-bola Nasionaly ho an’ny Fananantany izay ao anatin’ny sehatry ny fandrindrana sy fanaraha-mason’ny Fanavaozana ny Fanananantany.